plt_tn/mat/13/57.md

16 lines
450 B
Markdown

# Tohina nohon'ny aminy izy ireo
Azo atao hoe DH: "tohina tamin'i Jesosy ireo vahoaka avy ao amin'ny tanàna niaviany"
# sy misy mpaminany tsy misy hajany
Azo atao hoe DH: "Mahazo haja na aiza na aiza ny mpaminany iray" na "Manome haja ny mpaminany ny olona na aiza na aiza"
# fireneny
"ny faritrany manokana" na "ny tanàna niaviany"
# Tsy dia nanao fahagagana be tao Izy
"Tsy dia nanao fahagagana maro tao amin'ny tanàna niaviany i Jesosy"