plt_tn/mat/13/57.md

450 B

Tohina nohon'ny aminy izy ireo

Azo atao hoe DH: "tohina tamin'i Jesosy ireo vahoaka avy ao amin'ny tanàna niaviany"

sy misy mpaminany tsy misy hajany

Azo atao hoe DH: "Mahazo haja na aiza na aiza ny mpaminany iray" na "Manome haja ny mpaminany ny olona na aiza na aiza"

fireneny

"ny faritrany manokana" na "ny tanàna niaviany"

Tsy dia nanao fahagagana be tao Izy

"Tsy dia nanao fahagagana maro tao amin'ny tanàna niaviany i Jesosy"