plt_tn/mat/13/49.md

762 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manazava ny fanoharana momba ireo mpanarato izay nampiasa harato lehibe hangalana trondro i Jesosy.

fiafaran'izao tontolo izao

"fara-andro"

Ho avy

"ho tonga avy any an-danitra"

ireo ratsy fanahy amin'ireo marina

Ireo mpamari-toetra ireo dia azo adika hoe DH: "ireo olona ratsy fanahy amin'ireo olona marina"

Ho atsipin'izy ireo

"Ho hatsipin'ireo anjely ireo ratsy fanahy"

lafaoro lehibe mirehitra afo

Io dia sarin-teny ilazana ny afon'ny helo. Raha tsy misy mahafantatra ny hoe "lafaoro", dia azo ampiasaina ny hoe "fatana." Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 13:40.

hisy ny fitomaniana sy fikitroha-nify

Maneho alahelo sy fahoriana lehibe io. Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 8:11.