forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
762 B
Markdown
28 lines
762 B
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
||
|
|
||
|
Manazava ny fanoharana momba ireo mpanarato izay nampiasa harato lehibe hangalana trondro i Jesosy.
|
||
|
|
||
|
# fiafaran'izao tontolo izao
|
||
|
|
||
|
"fara-andro"
|
||
|
|
||
|
# Ho avy
|
||
|
|
||
|
"ho tonga avy any an-danitra"
|
||
|
|
||
|
# ireo ratsy fanahy amin'ireo marina
|
||
|
|
||
|
Ireo mpamari-toetra ireo dia azo adika hoe DH: "ireo olona ratsy fanahy amin'ireo olona marina"
|
||
|
|
||
|
# Ho atsipin'izy ireo
|
||
|
|
||
|
"Ho hatsipin'ireo anjely ireo ratsy fanahy"
|
||
|
|
||
|
# lafaoro lehibe mirehitra afo
|
||
|
|
||
|
Io dia sarin-teny ilazana ny afon'ny helo. Raha tsy misy mahafantatra ny hoe "lafaoro", dia azo ampiasaina ny hoe "fatana." Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 13:40.
|
||
|
|
||
|
# hisy ny fitomaniana sy fikitroha-nify
|
||
|
|
||
|
Maneho alahelo sy fahoriana lehibe io. Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 8:11.
|