plt_tn/mat/13/29.md

725 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mamarana ilay fanoharana momba ny saha iray izay sady nisy vary no nisy tsimparifary naniry teo amin'izany i Jesosy.

Ilay tompon-tany niteny hoe

"Hoy ilay tompon-tany tamin'ireo mpanompony"

hiteny amin'ny mpijinja aho hoe: "Esory aloha ireo ahi-dratsy ary fehezo ho fatorana maromaro mba handorana azy ireo, fa angony ao amin'ny fitoeram-bokatro kosa ireo vary."'

Azonao adika amin'ny teny tsy mivantana io, DH: "Hiteny amin'ireo mpijinja aho mba hanangona ireo tsimparifary aloha ary hamatotra azy ireo ho fehezana maromaro mba handorana azy ireo, ary avy eo hanangona ireo vary ho ao amin'ny fitoeram-bokatro"

fitoeram-bokatro

Trano azo ampiasaina mba hitehirizana vokatra.