# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Mamarana ilay fanoharana momba ny saha iray izay sady nisy vary no nisy tsimparifary naniry teo amin'izany i Jesosy. # Ilay tompon-tany niteny hoe "Hoy ilay tompon-tany tamin'ireo mpanompony" # hiteny amin'ny mpijinja aho hoe: "Esory aloha ireo ahi-dratsy ary fehezo ho fatorana maromaro mba handorana azy ireo, fa angony ao amin'ny fitoeram-bokatro kosa ireo vary."' Azonao adika amin'ny teny tsy mivantana io, DH: "Hiteny amin'ireo mpijinja aho mba hanangona ireo tsimparifary aloha ary hamatotra azy ireo ho fehezana maromaro mba handorana azy ireo, ary avy eo hanangona ireo vary ho ao amin'ny fitoeram-bokatro" # fitoeram-bokatro Trano azo ampiasaina mba hitehirizana vokatra.