plt_tn/mat/13/27.md

24 lines
677 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy milaza fanoharana i Jesosy, momba ny saha iray izay sady nisy vary no nisy tsimparifary naniry teo amin'izany.
# tompon-tany
Io ihany ilay olona namafy voa tsara tao an-tsahany.
# tsy namafy voa tsara tao amin'ny sahanao va ianao?
Nampiasa fanontaniana ireo mpanompo mba hampisongadinana ny fahatairan'izy ireo. DH: "namafy voa tsara teo amin'ny sahanao ianao!"
# tsy namafy voa tsara
Mety ho nampambolen'ny tompon-tany ireo mpanompo ireo voa. DH: "namafy ... izahay"
# Hoy izy tamin'izy ireo
"Hoy ilay tompon-tany tamin'izy ireo"
# Koa tianao va ny handehananay
Ny mpisolotena tampisaka "-nay" dia manondro ireo mpanompo.