plt_tn/mat/13/27.md

677 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy milaza fanoharana i Jesosy, momba ny saha iray izay sady nisy vary no nisy tsimparifary naniry teo amin'izany.

tompon-tany

Io ihany ilay olona namafy voa tsara tao an-tsahany.

tsy namafy voa tsara tao amin'ny sahanao va ianao?

Nampiasa fanontaniana ireo mpanompo mba hampisongadinana ny fahatairan'izy ireo. DH: "namafy voa tsara teo amin'ny sahanao ianao!"

tsy namafy voa tsara

Mety ho nampambolen'ny tompon-tany ireo mpanompo ireo voa. DH: "namafy ... izahay"

Hoy izy tamin'izy ireo

"Hoy ilay tompon-tany tamin'izy ireo"

Koa tianao va ny handehananay

Ny mpisolotena tampisaka "-nay" dia manondro ireo mpanompo.