plt_tn/mat/12/22.md

699 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Eto dia mivadika makany amin'ny niampangan'ireo Fariseo an'i Jesosy ho nanasitrana olona tamin'ny herin'i Satana indray ny tantara.

Avy eo nisy olona jamba sy moana, nitoeran'ny demonia, noentina teo amin'ny Jesosy

Azo atao hoe DH: "Avy eo dia nisy olona nitondra lehilahy iray izay sady jamba no marenina teo amin'i Jesosy satria nisy Demonia namatotra azy''

olona jamba sy moana

"olona izay tsy afaka nahita ary tsy afaka niteny"

Gaga ireo vahoaka rehetra

"Talanjona tanteraka ireo olona izay nahita an'i Jesosy nanasitrana ilay lehilahy"

Zanak'i Davida

Fiantsoana ilazana ny Kristy na Mesia io.

Zanak'i

Eto dia "taranak'i" no dikan'io.