# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Eto dia mivadika makany amin'ny niampangan'ireo Fariseo an'i Jesosy ho nanasitrana olona tamin'ny herin'i Satana indray ny tantara. # Avy eo nisy olona jamba sy moana, nitoeran'ny demonia, noentina teo amin'ny Jesosy Azo atao hoe DH: "Avy eo dia nisy olona nitondra lehilahy iray izay sady jamba no marenina teo amin'i Jesosy satria nisy Demonia namatotra azy'' # olona jamba sy moana "olona izay tsy afaka nahita ary tsy afaka niteny" # Gaga ireo vahoaka rehetra "Talanjona tanteraka ireo olona izay nahita an'i Jesosy nanasitrana ilay lehilahy" # Zanak'i Davida Fiantsoana ilazana ny Kristy na Mesia io. # Zanak'i Eto dia "taranak'i" no dikan'io.