plt_tn/mat/12/11.md

848 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mamaly ny fitsikeran'ireo Fariseo i Jesosy.

Olona iza eo aminareo, iza, raha ondry iray fotsiny no ananany ... o tsy hisambotra azy ary tsy hampakatra azy?

Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hamaliana ireo Fariseo. Mampisaina azy ireo mba hihevitra karazan'asa ataon'izy ireo amin'ny andro Sabata Izy. DH: "Ny rehetra aminareo, raha nanana ondry iray monja ... dia hisambotra ilay ondry ary hampakatra azy"

Tsy manan-danja mihoatra lavitra, va, ny olona noho ny ondry!

Ny teny hoe "tsy mihoatra lavitra va" dia manamafy ny teny rehetra. DH: "Mazava ho azy, ny olona iray dia mana-danja mihoatra lavitra noho ny ondry!" na "hevero ny fihoaran'ny lanjan'ny olona mihoatra ny ondry"

ara-dalàna ny manao soa amin'ny andro Sabata

"ireo izay manao ny tsara amin'ny andro Sabata dia mankatoa ny lalàna"