# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Mamaly ny fitsikeran'ireo Fariseo i Jesosy. # Olona iza eo aminareo, iza, raha ondry iray fotsiny no ananany ... o tsy hisambotra azy ary tsy hampakatra azy? Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hamaliana ireo Fariseo. Mampisaina azy ireo mba hihevitra karazan'asa ataon'izy ireo amin'ny andro Sabata Izy. DH: "Ny rehetra aminareo, raha nanana ondry iray monja ... dia hisambotra ilay ondry ary hampakatra azy" # Tsy manan-danja mihoatra lavitra, va, ny olona noho ny ondry! Ny teny hoe "tsy mihoatra lavitra va" dia manamafy ny teny rehetra. DH: "Mazava ho azy, ny olona iray dia mana-danja mihoatra lavitra noho ny ondry!" na "hevero ny fihoaran'ny lanjan'ny olona mihoatra ny ondry" # ara-dalàna ny manao soa amin'ny andro Sabata "ireo izay manao ny tsara amin'ny andro Sabata dia mankatoa ny lalàna"