plt_tn/mat/11/07.md

1.2 KiB

Fampifandraisana ny fot-kevitra

Manomboka milaza momba an'i Jaona Mpanao Batisa amin'ireo vahoaka i Jesosy.

Hijery inona no nivoahanareo any an'efitra - volotara ... rivotra?

Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hieritreretan'ny olona hoe karazan'olona manao ahoana i Jaona Mpanao Batisa. DH: "tsy hijery volotara ... mihitsy ny nalehanareo tany an'efitra!"

volotara tsofin'ny rivotra

Ireo mety ho dikany dia 2) Ilay hazo teo akaiky ny Reniranon'i Jordana ara-bakiteny mihitsy no tian'i Jesosy ambara na 2) mampiasa sarin-teny mba hilazana karazan'olona i Jesosy. DH: "lehilahy izay mora miova hevitra ary tahaka ny volotara atopatopan'ny rivotra"

tsofin'ny rivotra

Azo atao hoe DH: "miozangozona eny amin'ny rivotra"

Nefa hijery inona no nivoahanareo - lehilahy ...fitafy lafo vidy?

Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hieritreretan'ny olona hoe karazan'olona manao ahoana i Jaona Mpanao Batisa. DH: "Ary tsy nandeha nankany an'efitra hijery lehilahy iray ... mihitsy ianareo!"

manao fitafy lafo vidy

Ny olona mpanan-karena no nanao izany karazana fitafy izany.

Indro

Manamafy izay ho avy manaraka eo io teny io. DH: "izany indrindra"

tranon'ireo mpanjaka

"rovan'ireo mpanjaka"