plt_tn/mat/11/07.md

32 lines
1.2 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny fot-kevitra
Manomboka milaza momba an'i Jaona Mpanao Batisa amin'ireo vahoaka i Jesosy.
# Hijery inona no nivoahanareo any an'efitra - volotara ... rivotra?
Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hieritreretan'ny olona hoe karazan'olona manao ahoana i Jaona Mpanao Batisa. DH: "tsy hijery volotara ... mihitsy ny nalehanareo tany an'efitra!"
# volotara tsofin'ny rivotra
Ireo mety ho dikany dia 2) Ilay hazo teo akaiky ny Reniranon'i Jordana ara-bakiteny mihitsy no tian'i Jesosy ambara na 2) mampiasa sarin-teny mba hilazana karazan'olona i Jesosy. DH: "lehilahy izay mora miova hevitra ary tahaka ny volotara atopatopan'ny rivotra"
# tsofin'ny rivotra
Azo atao hoe DH: "miozangozona eny amin'ny rivotra"
# Nefa hijery inona no nivoahanareo - lehilahy ...fitafy lafo vidy?
Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hieritreretan'ny olona hoe karazan'olona manao ahoana i Jaona Mpanao Batisa. DH: "Ary tsy nandeha nankany an'efitra hijery lehilahy iray ... mihitsy ianareo!"
# manao fitafy lafo vidy
Ny olona mpanan-karena no nanao izany karazana fitafy izany.
# Indro
Manamafy izay ho avy manaraka eo io teny io. DH: "izany indrindra"
# tranon'ireo mpanjaka
"rovan'ireo mpanjaka"