plt_tn/mat/10/02.md

918 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Eto ny mpanoratra dia manome ny ananran'ireo apostoly roa ambin'ny folo lahy mba ho fahalalana fototra.

Ary

Io teny io dia ampiasaina mba hanamarihina fiatoana eo amin'ny fizotry ny tantara. Eto i Matio dia manome fampahafantarana fototra momba ireo apostoly roa ambin'ny folo lahy.

apostoly roa ambiny folo

Ilay vondron'ny "mpianatra roa ambin'ny folo" ao amin'ny 10:1 ihany io.

voalohany

Voalohan'ny amin'ny filaharana io, fa tsy amin'ny laharana.

ilay Zelota

Ireo mety ho dikany dia 1) "ilay Zelota" dia fiantsoana maneho fa isan'ireo vondron'olona te hanafaka ny Jiosy tamin'ny fanapahana Romana izy. DH: "tia tanindrazana" na 2) "ilay be zotom-po" dia famaritana izay mampiseho fa nanan-jotom-po izy mba hanajana an'Andriamanitra. DH: "mafana fo"

Matio ilay mpanangona hetra

"Matio, izay mpamory hetra"

ilay hamadika Azy

"ilay hamadika an'i Jesosy"