# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Eto ny mpanoratra dia manome ny ananran'ireo apostoly roa ambin'ny folo lahy mba ho fahalalana fototra. # Ary Io teny io dia ampiasaina mba hanamarihina fiatoana eo amin'ny fizotry ny tantara. Eto i Matio dia manome fampahafantarana fototra momba ireo apostoly roa ambin'ny folo lahy. # apostoly roa ambiny folo Ilay vondron'ny "mpianatra roa ambin'ny folo" ao amin'ny 10:1 ihany io. # voalohany Voalohan'ny amin'ny filaharana io, fa tsy amin'ny laharana. # ilay Zelota Ireo mety ho dikany dia 1) "ilay Zelota" dia fiantsoana maneho fa isan'ireo vondron'olona te hanafaka ny Jiosy tamin'ny fanapahana Romana izy. DH: "tia tanindrazana" na 2) "ilay be zotom-po" dia famaritana izay mampiseho fa nanan-jotom-po izy mba hanajana an'Andriamanitra. DH: "mafana fo" # Matio ilay mpanangona hetra "Matio, izay mpamory hetra" # ilay hamadika Azy "ilay hamadika an'i Jesosy"