plt_tn/mat/09/37.md

650 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mampiasa ohabolana momba ny vokatra i Jesosy mba hampianarana ireo mpianany ny amin'ny tokony havalin'izy ireo ny filan'ireo vahoaka voalaza teo aloha.

Betsaka ny vokatra, fa ireo mpiasa no vitsy

Mampiasa ohabolana i Jesosy mba hamaliany ny zavatra hitany. Ny tian'i Jesosy ho lazaina dia hoe betsaka ny olona vonona ny hino an'Andriamanitra saingy vitsy ny olona hampianatra azy ireo ny fahamarinan'Andriamanitra.

Betsaka ny vokatra

"Feno vokatra masaka ho otzan'ny olona"

mivavaha faingana amin'ny Tompon'ny vokatra

"mivavaha amin'Andriamanitra, satria Izy no tompon'andraikitra amin'ny vokatra"