plt_tn/mat/09/37.md

16 lines
650 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mampiasa ohabolana momba ny vokatra i Jesosy mba hampianarana ireo mpianany ny amin'ny tokony havalin'izy ireo ny filan'ireo vahoaka voalaza teo aloha.
# Betsaka ny vokatra, fa ireo mpiasa no vitsy
Mampiasa ohabolana i Jesosy mba hamaliany ny zavatra hitany. Ny tian'i Jesosy ho lazaina dia hoe betsaka ny olona vonona ny hino an'Andriamanitra saingy vitsy ny olona hampianatra azy ireo ny fahamarinan'Andriamanitra.
# Betsaka ny vokatra
"Feno vokatra masaka ho otzan'ny olona"
# mivavaha faingana amin'ny Tompon'ny vokatra
"mivavaha amin'Andriamanitra, satria Izy no tompon'andraikitra amin'ny vokatra"