forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
792 B
Markdown
20 lines
792 B
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
|
|
|
Ity no mamarana ny tantaran'i Jesosy namelona indray ny zanak'ilay manam-pahefana Jiosy.
|
|
|
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Ny andininy faha 26 dia teny famehezana izay mamaritra vokatry ny fananganan'i Jesosy ilay zazavavy tamin'ny maty.
|
|
|
|
# Rehefa navoaka tany ivelany ny vaohaka
|
|
|
|
Azo atao hoe DH: "Taorian'ny namoahan'i Jesosy ireo vahoaka tany ivelany" na "Taorian'ny namoahan'ny fianakaviana ireo vahoaka tany ivelany"
|
|
|
|
# nitsangana
|
|
|
|
"nitsanga avy teo am-pandriana." Mitovy dika amin'ny ao amin'ny 8:14 io.
|
|
|
|
# Niely nanerana ny faritra rehetra ny vaovao momba izany
|
|
|
|
"Nandre izany ny olona rehetra avy ao amin'izany faritra izany" na "Ireo olona izay nahita fa velona ilay zazavavy dia nanomboka nilaza momba izany tany amin'ny faritra rehetra"
|