plt_tn/mat/09/25.md

792 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ity no mamarana ny tantaran'i Jesosy namelona indray ny zanak'ilay manam-pahefana Jiosy.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny andininy faha 26 dia teny famehezana izay mamaritra vokatry ny fananganan'i Jesosy ilay zazavavy tamin'ny maty.

Rehefa navoaka tany ivelany ny vaohaka

Azo atao hoe DH: "Taorian'ny namoahan'i Jesosy ireo vahoaka tany ivelany" na "Taorian'ny namoahan'ny fianakaviana ireo vahoaka tany ivelany"

nitsangana

"nitsanga avy teo am-pandriana." Mitovy dika amin'ny ao amin'ny 8:14 io.

Niely nanerana ny faritra rehetra ny vaovao momba izany

"Nandre izany ny olona rehetra avy ao amin'izany faritra izany" na "Ireo olona izay nahita fa velona ilay zazavavy dia nanomboka nilaza momba izany tany amin'ny faritra rehetra"