plt_tn/mat/08/05.md

468 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Miova toerana sy fotoana hafa indray ny tantara eto ary mitantara an'i Jesosy manasitrana olona hafa.

nanatona Azy ny kapiteny iray ary nanontany Azy

Ny hoe "Azy" eto dia manondro an'i Jesosy.

malemy

Olona tsy afa-mihetsika nohon'ny aretina na nohon'ny famelezana.

Hoy Jesosy taminy hoe

"Hoy Jesosy tamin'ilay kapiteny hoe"

Ho avy Aho ary hanasitrana azy.

"Ho avy any an-tranonao Aho ary hanasitrana ny mpanomponao"