# Fampifandraisana ny foto-kevitra Miova toerana sy fotoana hafa indray ny tantara eto ary mitantara an'i Jesosy manasitrana olona hafa. # nanatona Azy ny kapiteny iray ary nanontany Azy Ny hoe "Azy" eto dia manondro an'i Jesosy. # malemy Olona tsy afa-mihetsika nohon'ny aretina na nohon'ny famelezana. # Hoy Jesosy taminy hoe "Hoy Jesosy tamin'ilay kapiteny hoe" # Ho avy Aho ary hanasitrana azy. "Ho avy any an-tranonao Aho ary hanasitrana ny mpanomponao"