plt_tn/mat/07/28.md

510 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ireto andininy ireto dia mamaritra ny nasetrin'ny olona ny fampianaran'i Jesosy tamin'ny Toriteny teo an-Tendrombohitra.

Ary

Io teny io dia mamadika ny ny tanataran'ny fampianaran'i Jesosy mankany amin'ny zava-nitranga manaraka. DH: "Avy eo" na "Taorian'izany"

talanjona tamin'ny fampianarany

Mazava tsara ao amin'ny 7:29 fa gaga, tsy tamin'izay nampianarin'i Jesosy fotsiny izy ireo, fa tamin'ny fomba nampianarany izany. DH: "gaga tamin'ny fomba nampianarany"