# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ireto andininy ireto dia mamaritra ny nasetrin'ny olona ny fampianaran'i Jesosy tamin'ny Toriteny teo an-Tendrombohitra. # Ary Io teny io dia mamadika ny ny tanataran'ny fampianaran'i Jesosy mankany amin'ny zava-nitranga manaraka. DH: "Avy eo" na "Taorian'izany" # talanjona tamin'ny fampianarany Mazava tsara ao amin'ny 7:29 fa gaga, tsy tamin'izay nampianarin'i Jesosy fotsiny izy ireo, fa tamin'ny fomba nampianarany izany. DH: "gaga tamin'ny fomba nampianarany"