plt_tn/luk/24/38.md

953 B

Nahoana ianareo no matahotra?

Jesosy mampiasa fanontaniana mba hampaherezana azy ireo. DH: ''Aza matahotra''

Nahoana no misy fanontaniana ao am-ponareo?

Jesosy mampiasa fanontaniana mba hitenenana mafy azy ireo am-panetre-tena. Jesosy nilaza azy ireo mba tsy hisalasala fa velona Izy. Ny teny hoe ''fo'' dia maneho ny eritreritr'izy ireo. DH: ''Aza misalasala ao an-tsainareo!'' na ''aoka izay ny fisalasalana!''

Kasio Aho ka jereo ... Ahy hoe manana

Jesosy manontany azy ireo mba hanamafy amin'ny fikasihana fa tsy matotoa Izy. Mety hanampy ny fanakambanana sy famadihana ireo fehezanteny roa. DH: ''Kasio Aho ary tsapao fa manana nofo sy taolana izay tsy ananan'ny matotoa''

nofo sy taolana

Ity dia fomba hanehoana ny vatana.

ny tanany sy ny tongony

Azo fa ny tanany sy ny tongony dia misy ny famantarana ireo fantsika tamin'ny nanomboana Azy izay manaprofo fa tena Jesosy tokoa io. DH: ''ireo ratra teo amin'ny tanana sy tongony''