plt_tn/luk/24/38.md

20 lines
953 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nahoana ianareo no matahotra?
Jesosy mampiasa fanontaniana mba hampaherezana azy ireo. DH: ''Aza matahotra''
# Nahoana no misy fanontaniana ao am-ponareo?
Jesosy mampiasa fanontaniana mba hitenenana mafy azy ireo am-panetre-tena. Jesosy nilaza azy ireo mba tsy hisalasala fa velona Izy. Ny teny hoe ''fo'' dia maneho ny eritreritr'izy ireo. DH: ''Aza misalasala ao an-tsainareo!'' na ''aoka izay ny fisalasalana!''
# Kasio Aho ka jereo ... Ahy hoe manana
Jesosy manontany azy ireo mba hanamafy amin'ny fikasihana fa tsy matotoa Izy. Mety hanampy ny fanakambanana sy famadihana ireo fehezanteny roa. DH: ''Kasio Aho ary tsapao fa manana nofo sy taolana izay tsy ananan'ny matotoa''
# nofo sy taolana
Ity dia fomba hanehoana ny vatana.
# ny tanany sy ny tongony
Azo fa ny tanany sy ny tongony dia misy ny famantarana ireo fantsika tamin'ny nanomboana Azy izay manaprofo fa tena Jesosy tokoa io. DH: ''ireo ratra teo amin'ny tanana sy tongony''