plt_tn/luk/24/13.md

498 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity no fizarana manaraky ny tantara. Misy mpianatra roa eny an-dalana mankany Emaosy.

Indreo

Ity teny ity dia manamarika ny fiantombohan'ny fizarana manaraka amin'ny tantara.

roa tamin'izy ireo

''roa tamin'ireo mpianatra''

tamin'io andro io

Ity dia maneho ny andro nahitan'ireo vehivavy ny fasana tsy nisy na inona na inona.

Emaosy

Ity dia anarana tanàna.

enimpolo stadio

''iraika ambin'ny folo kilometatra.'' 185 metatra ny stadio iray.