# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ity no fizarana manaraky ny tantara. Misy mpianatra roa eny an-dalana mankany Emaosy. # Indreo Ity teny ity dia manamarika ny fiantombohan'ny fizarana manaraka amin'ny tantara. # roa tamin'izy ireo ''roa tamin'ireo mpianatra'' # tamin'io andro io Ity dia maneho ny andro nahitan'ireo vehivavy ny fasana tsy nisy na inona na inona. # Emaosy Ity dia anarana tanĂ na. # enimpolo stadio ''iraika ambin'ny folo kilometatra.'' 185 metatra ny stadio iray.