plt_tn/luk/24/04.md

20 lines
795 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Nisy anjely roa niseho ary nanomboka niresaka tamin'ireo vehivavy.
# Ary
Ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana tranga lehibe ao amin'ny tantara. Raha manana fomba hanaovana izany ny fiteninao dia ampiasao eto.
# niankohoka tamin'ny tany
Ity dia maneho ny fanetre-tena sy faneken'izy ireo ireo lehilahy
# Nahoana ianareo no mitady ny velona aty amin'ny maty?
Mampiasa fanontaniana ireo lehilahy mba hitsikerana ireo vehivavy am-panetre-tena ny amin'ny fijerena olona velona ao am-pasana. DH: '''Ianareo dia mitady olona velona eo amin'ireo olona maty'' na ''tsy tokony hitady olona izay mbola velona aty amin'ny toerana izay handevenana olona maty ianareo!''
# Nahoana ianareo no mitady
Ny ''ianareo'' eto dia maneho ireo vehivavy izay nanatona.