# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Nisy anjely roa niseho ary nanomboka niresaka tamin'ireo vehivavy. # Ary Ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana tranga lehibe ao amin'ny tantara. Raha manana fomba hanaovana izany ny fiteninao dia ampiasao eto. # niankohoka tamin'ny tany Ity dia maneho ny fanetre-tena sy faneken'izy ireo ireo lehilahy # Nahoana ianareo no mitady ny velona aty amin'ny maty? Mampiasa fanontaniana ireo lehilahy mba hitsikerana ireo vehivavy am-panetre-tena ny amin'ny fijerena olona velona ao am-pasana. DH: '''Ianareo dia mitady olona velona eo amin'ireo olona maty'' na ''tsy tokony hitady olona izay mbola velona aty amin'ny toerana izay handevenana olona maty ianareo!'' # Nahoana ianareo no mitady Ny ''ianareo'' eto dia maneho ireo vehivavy izay nanatona.