plt_tn/luk/23/54.md

40 lines
1.3 KiB
Markdown

# Andron'ny Fiomanana
''andro hivononan'ny olona ho amin'ny andro fitsaharan'ny Jiosy antsoina hoe Sabata''
# nazava ratsy ny Sabata
Ny nazava ratsy eto dia fanoharana ho an'ny fiantombohan'ny andro. Ho an'ireo Jiosy, ny andro dia manomboka amin'ny fodian'ny masoandro. DH: ''efa akaiky hody masoandro izany, ny fanombohana ny Sabata''
# izay niaraka tamin'i Jesosy niala tao Galilia
''izay niara-dia tamin'i Jesosy avy any amin'ny faritr'i Galilia''
# nanaraka avy ao aoriana
''nandeha tao aorian'i Josefa sy ireo lehilahy izay niaraka taminy''
# nahita ny fasana
''nahita ny fasana ilay vehivavy''
# ny fomba nametrahana ny fatiny
DH: ''hitan'ilay vehivavy ny fomba nametrahan'ireo lehilahy ny vatan'i Jesosy tao am-pasana''
# Niverina izy ireo
''Lasa nankany amin'ny trano izay ipetrahan'ny vehivavy ilay vehivavy''
# nanomana zava-manitra sy menaka manitra
Ireo dia nampiasaina ho amin'ny dingan'ny fandevenana tamin'izany fotoana izany. DH: ''nanomana zava-manitra sy menaka manitra mba hanomanana ny vatan'i Jesosy ho amin'ny fandevenana''
# nitsahatra izy ireo
''tsy niasa ireo vehivavy''
# araka ny didy
''araka ny lalàn'ny Jisoy'' na ''araka ny angatahin'ny lalàn'ny Jiosy.'' Tsy nahazo alalana hanomana ny vatany amin'ny Sabata izy ireo araka ny lalàn'ny Jiosy.