plt_tn/luk/23/54.md

1.3 KiB

Andron'ny Fiomanana

''andro hivononan'ny olona ho amin'ny andro fitsaharan'ny Jiosy antsoina hoe Sabata''

nazava ratsy ny Sabata

Ny nazava ratsy eto dia fanoharana ho an'ny fiantombohan'ny andro. Ho an'ireo Jiosy, ny andro dia manomboka amin'ny fodian'ny masoandro. DH: ''efa akaiky hody masoandro izany, ny fanombohana ny Sabata''

izay niaraka tamin'i Jesosy niala tao Galilia

''izay niara-dia tamin'i Jesosy avy any amin'ny faritr'i Galilia''

nanaraka avy ao aoriana

''nandeha tao aorian'i Josefa sy ireo lehilahy izay niaraka taminy''

nahita ny fasana

''nahita ny fasana ilay vehivavy''

ny fomba nametrahana ny fatiny

DH: ''hitan'ilay vehivavy ny fomba nametrahan'ireo lehilahy ny vatan'i Jesosy tao am-pasana''

Niverina izy ireo

''Lasa nankany amin'ny trano izay ipetrahan'ny vehivavy ilay vehivavy''

nanomana zava-manitra sy menaka manitra

Ireo dia nampiasaina ho amin'ny dingan'ny fandevenana tamin'izany fotoana izany. DH: ''nanomana zava-manitra sy menaka manitra mba hanomanana ny vatan'i Jesosy ho amin'ny fandevenana''

nitsahatra izy ireo

''tsy niasa ireo vehivavy''

araka ny didy

''araka ny lalàn'ny Jisoy'' na ''araka ny angatahin'ny lalàn'ny Jiosy.'' Tsy nahazo alalana hanomana ny vatany amin'ny Sabata izy ireo araka ny lalàn'ny Jiosy.