plt_tn/luk/23/50.md

866 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity no fizarana manaraka ao amin'ny tantara. Josefa mangataka ny vatan'i Jesosy amin'i Pilato. Ireto andininy ireto dia manome fampahafantarana fototra antsika ny momban'i Josefa.

Indro, nisy lehilahy iray

Ny teny hoe ''indro'' dia manaitra antsika amin'ny mpandraya anjara vaovao ao amin'ny tantara. Ny fiteninao dia mety manana fomba fanaovana izany. DH: ''Nisy lehilahy iray izay''

ny Synedriona

''Synedriona Jiosy''

olona tsara sady marina

Afaka atao fehezantany vaovao ity. DH: ''Izy dia lehilahy tsara sady marina''

ny fanapahan-kevitry ny Synedriona sy ny asan'izy ireo

Afaka lazaina mazava tsara hoe inona ilay fanapahan-kevitra. DH: ''ny fanapahan-kevitrin'ny Synedriona hamono an'i Jesosy sy ny asan'izy ireo''

tanànan'i Jodiana tany Armatia

''ilay tanàna antsoina hoe Armatia, izay any Jodia''