plt_tn/luk/23/50.md

24 lines
866 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ity no fizarana manaraka ao amin'ny tantara. Josefa mangataka ny vatan'i Jesosy amin'i Pilato. Ireto andininy ireto dia manome fampahafantarana fototra antsika ny momban'i Josefa.
# Indro, nisy lehilahy iray
Ny teny hoe ''indro'' dia manaitra antsika amin'ny mpandraya anjara vaovao ao amin'ny tantara. Ny fiteninao dia mety manana fomba fanaovana izany. DH: ''Nisy lehilahy iray izay''
# ny Synedriona
''Synedriona Jiosy''
# olona tsara sady marina
Afaka atao fehezantany vaovao ity. DH: ''Izy dia lehilahy tsara sady marina''
# ny fanapahan-kevitry ny Synedriona sy ny asan'izy ireo
Afaka lazaina mazava tsara hoe inona ilay fanapahan-kevitra. DH: ''ny fanapahan-kevitrin'ny Synedriona hamono an'i Jesosy sy ny asan'izy ireo''
# tanànan'i Jodiana tany Armatia
''ilay tanàna antsoina hoe Armatia, izay any Jodia''