plt_tn/luk/23/42.md

20 lines
641 B
Markdown

# Avy eo dia hoy izy hoe
''hoy koa ilay jiolahy hoe''
# tsarovy aho
''eritrereto ny momba ahy ary raiso tsara aho''
# tonga any amin'ny fanjakanao
Ny ''tonga'' any amin'ny fanjakana dia midika hoe manomboka manapaka. DH: ''manomboka manapaka toy ny mpanjaka''
# Lazaiko marina aminao
Ny ''marina'' dia manamafy izay lazain'i Jesosy. DH: ''Tiako ho fantatrao fa''
# paradisa
Ity no toerana andehanan'ny olo-marina rehefa maty izy ireo. Nanome toky ilay lehilahy Jesosy fa hiaraka amin'Andriamanitra izy ary hanaiky azy Andriamanitra. DH: ''ilay toeram-pifaliana'' na '''toeran'ny marina'' na ''toerana izay hiainan'ny olona tsara''