# Avy eo dia hoy izy hoe ''hoy koa ilay jiolahy hoe'' # tsarovy aho ''eritrereto ny momba ahy ary raiso tsara aho'' # tonga any amin'ny fanjakanao Ny ''tonga'' any amin'ny fanjakana dia midika hoe manomboka manapaka. DH: ''manomboka manapaka toy ny mpanjaka'' # Lazaiko marina aminao Ny ''marina'' dia manamafy izay lazain'i Jesosy. DH: ''Tiako ho fantatrao fa'' # paradisa Ity no toerana andehanan'ny olo-marina rehefa maty izy ireo. Nanome toky ilay lehilahy Jesosy fa hiaraka amin'Andriamanitra izy ary hanaiky azy Andriamanitra. DH: ''ilay toeram-pifaliana'' na '''toeran'ny marina'' na ''toerana izay hiainan'ny olona tsara''