plt_tn/luk/23/39.md

988 B

namingavinga Azy

''naniratsira an'i Jesosy''

Tsy Ianao ve no Kristy?

Ilay jiolahy mametraka fanontaniana aminy mba hanesoana Azy. DH: ''Milaza ny tenano ho Kristy Ianao''

Vonjeo ny tenanao sy izahay

Ity jiolahy ity dia tsy tena nieritreritra hoe afaka manavotra azy ireo avy eny amin'ny hazofijaliana Jesosy.

ny anankiray niteny mafy azy

''ilay jiolahy anankiray hafa niteny mafy azy''

Tsy mba matahotra an' Andriamanitra ve ianao, raha samy ambanin'ny fanamelohana mitovy ihany?

Ilay jiolahy mampiasa fanontaniana mba hibedesana ilay jiolahy iray hafa. DH: ''Tsy manan-tahotra an'Andriamanitra ianao, satria maneso an'i Jesosy raha miantona eo amin'ny hazofijaliana tahaka Azy ianao''

Isika dia eto ara-drariny tokoa, satria mandray izay mendrika ny asantsika isika

Ity dia maneho ireo jiolahya fotsiny, fa tsy Jesosy na ireo olona hafa.

Isika dia eto ara-drariny tokoa

''Mendrika izao sazy izao marina isika''

ity lehilahy ity

Ity dia maneho an'i Jesosy.