plt_tn/luk/23/39.md

32 lines
988 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# namingavinga Azy
''naniratsira an'i Jesosy''
# Tsy Ianao ve no Kristy?
Ilay jiolahy mametraka fanontaniana aminy mba hanesoana Azy. DH: ''Milaza ny tenano ho Kristy Ianao''
# Vonjeo ny tenanao sy izahay
Ity jiolahy ity dia tsy tena nieritreritra hoe afaka manavotra azy ireo avy eny amin'ny hazofijaliana Jesosy.
# ny anankiray niteny mafy azy
''ilay jiolahy anankiray hafa niteny mafy azy''
# Tsy mba matahotra an' Andriamanitra ve ianao, raha samy ambanin'ny fanamelohana mitovy ihany?
Ilay jiolahy mampiasa fanontaniana mba hibedesana ilay jiolahy iray hafa. DH: ''Tsy manan-tahotra an'Andriamanitra ianao, satria maneso an'i Jesosy raha miantona eo amin'ny hazofijaliana tahaka Azy ianao''
# Isika dia eto ara-drariny tokoa, satria mandray izay mendrika ny asantsika isika
Ity dia maneho ireo jiolahya fotsiny, fa tsy Jesosy na ireo olona hafa.
# Isika dia eto ara-drariny tokoa
''Mendrika izao sazy izao marina isika''
# ity lehilahy ity
Ity dia maneho an'i Jesosy.