plt_tn/luk/23/26.md

568 B

Ary teo amp-pitondrana Azy izy ireo

''raha nitondra an'i Jesosy lavitry ny nisy an'i Pilato ireo miaramila''

nitàna an'i Simona avy any Syrenia

Ireo miaramila Romana nanana ny fahefana hanery ny olona hitondra ny entan'izy ireo. Aza adika amin'ny fomba izay manondro fa voasambotra Simona na nanao zavatra tsy nety ity.

avy any ambanivohitra

''izay tao Jerosalema avy any ambanivohitra''

napetrak'izy ireo teo aminy ny hazofijaliana

''nametraka ny hazofijaliana teo an-tsorony''

nanaraka an'i Jesosy

''ary nanaraka an'i Jesosy avy ao aoriana izy''