forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
568 B
Markdown
20 lines
568 B
Markdown
|
# Ary teo amp-pitondrana Azy izy ireo
|
||
|
|
||
|
''raha nitondra an'i Jesosy lavitry ny nisy an'i Pilato ireo miaramila''
|
||
|
|
||
|
# nitàna an'i Simona avy any Syrenia
|
||
|
|
||
|
Ireo miaramila Romana nanana ny fahefana hanery ny olona hitondra ny entan'izy ireo. Aza adika amin'ny fomba izay manondro fa voasambotra Simona na nanao zavatra tsy nety ity.
|
||
|
|
||
|
# avy any ambanivohitra
|
||
|
|
||
|
''izay tao Jerosalema avy any ambanivohitra''
|
||
|
|
||
|
# napetrak'izy ireo teo aminy ny hazofijaliana
|
||
|
|
||
|
''nametraka ny hazofijaliana teo an-tsorony''
|
||
|
|
||
|
# nanaraka an'i Jesosy
|
||
|
|
||
|
''ary nanaraka an'i Jesosy avy ao aoriana izy''
|