plt_tn/luk/23/20.md

28 lines
929 B
Markdown

# niteny tamin'izy ireo indray
''niresaka tamin'izy ireo indray'' na ''niresaka tamin'ny olona tao amin'ny vahoaka sy tamin'ireo mpanapaka fivavahana indray''
# naniry ny hamotsotra an'i Jesosy
''satria te-hanafaka an'i Jesosy izy''
# Niteny tamin'izy ireo fanintelony izy hoe
''Pilato niteny tamin'ny vahoaka indray, fanintelony''
# inona no ratsy vitan'ity lehilahy ity?
Pilato mampiasa ity fanontaniana ity mba hampazaona ny olona fa tsy meloka Jesosy. DH: ''ity lehilahy ity dia tsy nanao na inona na inona tsy nety!''
# Tsy nahita na inona na inona izay mendrika sazy famonoana tao aminy aho
''Tsy nanao na inona na inona izay mendrika ny hahafaty Azy Izy''
# rehefa avy manafay Azy, dia hamotsotra Azy aho
Tahaka ny 23:15, Pilato dia tokony namotsotra an'i Jesosy tsy nanasazy Azy satria tsy meloka Izy. Na izany aza, nomeny ho saziana Jesosy mba hampitoniana ny vahoaka.
# hamotsotra Azy aho
''Hafahako Izy''