plt_tn/luk/23/20.md

929 B

niteny tamin'izy ireo indray

''niresaka tamin'izy ireo indray'' na ''niresaka tamin'ny olona tao amin'ny vahoaka sy tamin'ireo mpanapaka fivavahana indray''

naniry ny hamotsotra an'i Jesosy

''satria te-hanafaka an'i Jesosy izy''

Niteny tamin'izy ireo fanintelony izy hoe

''Pilato niteny tamin'ny vahoaka indray, fanintelony''

inona no ratsy vitan'ity lehilahy ity?

Pilato mampiasa ity fanontaniana ity mba hampazaona ny olona fa tsy meloka Jesosy. DH: ''ity lehilahy ity dia tsy nanao na inona na inona tsy nety!''

Tsy nahita na inona na inona izay mendrika sazy famonoana tao aminy aho

''Tsy nanao na inona na inona izay mendrika ny hahafaty Azy Izy''

rehefa avy manafay Azy, dia hamotsotra Azy aho

Tahaka ny 23:15, Pilato dia tokony namotsotra an'i Jesosy tsy nanasazy Azy satria tsy meloka Izy. Na izany aza, nomeny ho saziana Jesosy mba hampitoniana ny vahoaka.

hamotsotra Azy aho

''Hafahako Izy''