plt_tn/luk/22/61.md

24 lines
685 B
Markdown

# Niherika, ny Tompo nijery an'i Petera
''Ny Tompo niherika ary nijery an'i Petera''
# ny tenin'ny Tompo
Ny tenin'ny Tompo eto dia maneho ny zavatra rehetra izay nolazainy. DH: ''ny tenin'i Jesosy'' na ''izay nolazain'i Jesosy''
# alohan'ny hanenoin'ny akoho
Ny akoho lahy dia maneno mialohan'ny fiposahan'ny masoandro amin'ny maraina foana.
# anio
Ny andron'ny Jiosy dia manomboka amin'ny fodian'ny masoandro ary mitohy amin'ny hariva manaraka. Jesosy niresaka tamin'ny hariva mialoha momban'izay hitranga fohifohy mialohan'ny mangiran-dratsy. DH: ''anio alina''
# handà Ahy intelo
''handà intelo hoe mahafantatra Ahy ianao''
# Nivoaka tany ivelany
''Nivoaky ny kianja''