plt_tn/luk/22/61.md

685 B

Niherika, ny Tompo nijery an'i Petera

''Ny Tompo niherika ary nijery an'i Petera''

ny tenin'ny Tompo

Ny tenin'ny Tompo eto dia maneho ny zavatra rehetra izay nolazainy. DH: ''ny tenin'i Jesosy'' na ''izay nolazain'i Jesosy''

alohan'ny hanenoin'ny akoho

Ny akoho lahy dia maneno mialohan'ny fiposahan'ny masoandro amin'ny maraina foana.

anio

Ny andron'ny Jiosy dia manomboka amin'ny fodian'ny masoandro ary mitohy amin'ny hariva manaraka. Jesosy niresaka tamin'ny hariva mialoha momban'izay hitranga fohifohy mialohan'ny mangiran-dratsy. DH: ''anio alina''

handà Ahy intelo

''handà intelo hoe mahafantatra Ahy ianao''

Nivoaka tany ivelany

''Nivoaky ny kianja''