plt_tn/luk/22/39.md

377 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity no fizarana manaraka ao amin'ny tantara. Jesosy nankany amin'ny Tendrombohitr'Oliva mba hivavaka.

Taorian'ny sakafo

Ity dia maneho ny fahatanterahan'ny sakafon'ny Paska.

mba tsy hidiranareo amin'ny fakam-panahy

''mba tsy ho halaim-panahy ianareo'' na ''mba tsy hisy na inona na inona haka fanahy anareo ary hampanota anareo''