# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ity no fizarana manaraka ao amin'ny tantara. Jesosy nankany amin'ny Tendrombohitr'Oliva mba hivavaka. # Taorian'ny sakafo Ity dia maneho ny fahatanterahan'ny sakafon'ny Paska. # mba tsy hidiranareo amin'ny fakam-panahy ''mba tsy ho halaim-panahy ianareo'' na ''mba tsy hisy na inona na inona haka fanahy anareo ary hampanota anareo''