forked from WA-Catalog/plt_tn
32 lines
1.2 KiB
Markdown
32 lines
1.2 KiB
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
|
|
|
Tapitra ny firesahan'i Jesosy amin'ireo mpianany.
|
|
|
|
# izay voasoratra momba Ahy
|
|
|
|
DH: ''izay nosoratan'ny mpaminany momba Ahy tao amin'ny Soratra Masina''
|
|
|
|
# tsy maintsy tanteraka
|
|
|
|
Ireo apostoly dia nahazo fa Andriamanitra no hampatanteraka ny zavatra rehetra voasoratra ao amin'ny Soratra Masina. DH: ''Andriamanitra no hanatanteraka''
|
|
|
|
# Izy dia noraisina toy ny iray amin'ireo tsy manara-dalàna
|
|
|
|
Eto Jesosy dia mamerina milaza ny Soratara Masina. DH: ''ny olona dia nandray Azy ho iray amin'ireo tsy manara-dalà.''
|
|
|
|
# tsy manara-dalàna
|
|
|
|
''ireo izay mandika lalàna'' na ''ireo jiolahy''
|
|
|
|
# Fa izay nolazaina mialoha momba Ahy dia efa ho tanteraka
|
|
|
|
Ireo dika azo heverina: 1) ''Fa izay efa nolazain'ny mpaminany mialoha momba Ahy dia efa hitranga'' na 2) ''Fa ny fiainako dia efa hifarana''
|
|
|
|
# niteny izy ireo hoe
|
|
|
|
Ity dia maneho farafaha-keliny roa amin'ireo apostolin'i Jesosy.
|
|
|
|
# Ampy izay
|
|
|
|
Ireo dika azo heverina: 1) ''Ampy ireo sabatra'' na 2) ''ampy ny firesahana momba izany.'' Tamin'i Jesosy niteny hoe tokony hividy sabatra izy ireo, dia tena niteny azy ireo momban'ny loza ho atrehan'izy rehetra Izy. Mety tsy tena ny hividianan'izy ireo sabatra sy hiady no tiany ambara.
|