plt_tn/luk/22/37.md

1.2 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Tapitra ny firesahan'i Jesosy amin'ireo mpianany.

izay voasoratra momba Ahy

DH: ''izay nosoratan'ny mpaminany momba Ahy tao amin'ny Soratra Masina''

tsy maintsy tanteraka

Ireo apostoly dia nahazo fa Andriamanitra no hampatanteraka ny zavatra rehetra voasoratra ao amin'ny Soratra Masina. DH: ''Andriamanitra no hanatanteraka''

Izy dia noraisina toy ny iray amin'ireo tsy manara-dalàna

Eto Jesosy dia mamerina milaza ny Soratara Masina. DH: ''ny olona dia nandray Azy ho iray amin'ireo tsy manara-dalà.''

tsy manara-dalàna

''ireo izay mandika lalàna'' na ''ireo jiolahy''

Fa izay nolazaina mialoha momba Ahy dia efa ho tanteraka

Ireo dika azo heverina: 1) ''Fa izay efa nolazain'ny mpaminany mialoha momba Ahy dia efa hitranga'' na 2) ''Fa ny fiainako dia efa hifarana''

niteny izy ireo hoe

Ity dia maneho farafaha-keliny roa amin'ireo apostolin'i Jesosy.

Ampy izay

Ireo dika azo heverina: 1) ''Ampy ireo sabatra'' na 2) ''ampy ny firesahana momba izany.'' Tamin'i Jesosy niteny hoe tokony hividy sabatra izy ireo, dia tena niteny azy ireo momban'ny loza ho atrehan'izy rehetra Izy. Mety tsy tena ny hividianan'izy ireo sabatra sy hiady no tiany ambara.