plt_tn/luk/22/31.md

36 lines
1.0 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Jesosy miresaka mivantana amin'i Simona.
# Simona, Simona
Jesosy niteny ny anarany indroa mba hampisehoana fa izay ho lazainy aminy dia tena zava-dehibe.
# hahazo anareo Satana, mba afahany manivana anareo
Ity dia maneho ireo apostoly rehetra.
# manivana anareo toy ny vary
Ity dia midika fa Satana dia te-hitsapa ireo mpianatra mba hahita zavatra diso. DH: ''hitsapa anareo toy ny olona manivana voa amin'ny sivana''
# Fa nivavaka ho anao Aho
Ny teny hoe ''anao'' eto dia maneho manokana an'i Simona.
# mba tsy ho faty ny finoanao
DH: ''mba hanam-pinona foana ianao'' na ''mba hatoky Ahy foana ianao''
# Aorian'ny hiverenanao indray
''Aorian'ny hanombohanao manaraka Ahy indray'' na ''aorian'ny hanombohanao manompo Ahy indray''
# ampaherezo ireo rahalahinao
''ampaherezo ireo rahalahinao mba hatanjaka amin'ny finoan'izy ireo'' na ''ampio ireo rahalahinao hino Ahy''
# ireo rahalahinao
Ity dia maneho ireo mpianatra hafa. DH: ''ireo mpino namanao'' na ''ireo mpianatra hafa''