plt_tn/luk/22/31.md

1.0 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Jesosy miresaka mivantana amin'i Simona.

Simona, Simona

Jesosy niteny ny anarany indroa mba hampisehoana fa izay ho lazainy aminy dia tena zava-dehibe.

hahazo anareo Satana, mba afahany manivana anareo

Ity dia maneho ireo apostoly rehetra.

manivana anareo toy ny vary

Ity dia midika fa Satana dia te-hitsapa ireo mpianatra mba hahita zavatra diso. DH: ''hitsapa anareo toy ny olona manivana voa amin'ny sivana''

Fa nivavaka ho anao Aho

Ny teny hoe ''anao'' eto dia maneho manokana an'i Simona.

mba tsy ho faty ny finoanao

DH: ''mba hanam-pinona foana ianao'' na ''mba hatoky Ahy foana ianao''

Aorian'ny hiverenanao indray

''Aorian'ny hanombohanao manaraka Ahy indray'' na ''aorian'ny hanombohanao manompo Ahy indray''

ampaherezo ireo rahalahinao

''ampaherezo ireo rahalahinao mba hatanjaka amin'ny finoan'izy ireo'' na ''ampio ireo rahalahinao hino Ahy''

ireo rahalahinao

Ity dia maneho ireo mpianatra hafa. DH: ''ireo mpino namanao'' na ''ireo mpianatra hafa''